NY-FOMBA-FANAOVANNY-MPAMINANY-SWALAT-Sy-Ny-Fomba-Fanaovana-Wozo-SHEIKH-ABDOLAZIZ-IBN-BAZ-PDF-DOCX

Fizahan-takelaka TENY FANOLORANA 4 FAMPIDIRANA 6 FOMBA FANAOVANA WOZO 7 FOMBA FANAOVANA SWALAT 11 RAHA TOA KA ROA FOTSINY NY RAK’AH 26 RAHA TOA KA MISY RAK’AH TELO NA EFATRA 31 IREO ZAVATRA TSARA TENENINA AORIAN’NY SWALAT 34 IREO SWALAT SONNAT 39 ANISAN’IREO HADISOANA MARO MPANAO AMIN’NY SWALAT 43 بِسْمِContinue Reading

Dera sy voninahitra ho an’I ALLAH Naharin’izao tontolo izao, ary enga anie nby fitahiany sy ny fandriam-pahalemany homba an’I mpaminany MOHAMMAD sy ireo fianakaviany ary ireo mpiara-dia taminy rehetra. Ny Islam dia mamarana ireo hafatran’ny ALLAH izay nalefany tamin’ilay faran’ireo mpaminany sy ireo irany MOHAMMAD (Homba azy sy ireo fanakavianyContinue Reading