IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA – Sheikh Abdorrahman Ibn Naaswir As-sa’di
2019-04-13
TENY FOHY MOMBA NY TANTARAM-PIAINAN’ILAY MPANORATRA: Ity hafatra izay am-pelatanantsika ity dia mametraka ireo rafitra lehibe izay ahazoana ny fahasambarana tena izy, izay tadiavin’olona tsirairay sy ezahin’izy ireo tratrarina; izany dia lavitra ireo fijery mitanilan’ny zanakolombelona, fa miantehitra tanteraka kosa, eo amin’ny fanoritany ireo rafitra momba izany, amin’ireo porofo matanjakaContinue Reading