FIZAHAN-TAKELAKA AMIN’NY ANARAN’NY TOMPO ALLAH ILAY BE INDRAFO SY BE FIHANTRANA…. 2 FANOLORANA……… 2 ANDRY IORENAN’NY FINOANA……… 6 ANDRY VOALOHANY: NY FINOANA NY ALLAH. . 11 1) Fanamarinana azy….. 11 Maha zava-dehibe ny fanokanana ny Allah (Tawhid)…. 22 2) FAMARITANA NY ATAO HOE FANOMPOANA: …… 26 3) Porofon’ny fanokanana an’AndriamanitraContinue Reading

Dera sy voninahitra ho an’I ALLAH Naharin’izao tontolo izao, ary enga anie nby fitahiany sy ny fandriam-pahalemany homba an’I mpaminany MOHAMMAD sy ireo fianakaviany ary ireo mpiara-dia taminy rehetra. Ny Islam dia mamarana ireo hafatran’ny ALLAH izay nalefany tamin’ilay faran’ireo mpaminany sy ireo irany MOHAMMAD (Homba azy sy ireo fanakavianyContinue Reading